plt_tn/luk/17/30.md

28 lines
766 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Dia ohatran'izany ihany koa
'''ho tahaka izany koa.'' DH: ''tsy ho vonona tahaka izany koa ny olona''
# amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'Olona
DH: ''rehefa hiseho ny Zanak'Olona'' na ''rehefa avy ny Zanak'Olona''
# ny Zanak'Olona
Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''
# aza avela hidina izay eny amin'ny tampon-trano
''na iza na iza eny an-tampon-trano dia tokony tsy midina izy'' na ''raha misy olona eny amin'ny tampon-tranony, dia tsy tokony hidina izy''
# eny amin'ny tampon-trano
Ny tampon-tranon'izy ireo dia fisaka ary afaka mandeha na mipetraka eo ny olona.
# ireo entany
''ireo fananany'' na ''ireo zavatra ananany''
# hiverina
Tsy tokony hiverina haka zavatra any an-trano izy ireo. Mila mitsaoka faingana izy ireo.