# Dia ohatran'izany ihany koa '''ho tahaka izany koa.'' DH: ''tsy ho vonona tahaka izany koa ny olona'' # amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'Olona DH: ''rehefa hiseho ny Zanak'Olona'' na ''rehefa avy ny Zanak'Olona'' # ny Zanak'Olona Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona'' # aza avela hidina izay eny amin'ny tampon-trano ''na iza na iza eny an-tampon-trano dia tokony tsy midina izy'' na ''raha misy olona eny amin'ny tampon-tranony, dia tsy tokony hidina izy'' # eny amin'ny tampon-trano Ny tampon-tranon'izy ireo dia fisaka ary afaka mandeha na mipetraka eo ny olona. # ireo entany ''ireo fananany'' na ''ireo zavatra ananany'' # hiverina Tsy tokony hiverina haka zavatra any an-trano izy ireo. Mila mitsaoka faingana izy ireo.