plt_tn/luk/17/05.md

24 lines
997 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Misy fihatoana kely amin'ny fampianaran'i Jesosy raha miresaka aminy ireo mpianatra. Avy eo Jesosy manohy ny fampianarana.
# Ampitomboy ny finoanay
''miangavy mba omeo finoana misimisy kokoa izahay'' na ''miangavy mba ampio finoana misimisy kokoa ny finoanay''
# Raha manana finoana ohatran'ny voatsinampy ianareo
Ny ''voatsinampy'' dia voa faran'izay madinika. Jesosy milaza fa izy ireo dia tsy nanana na dia finoana kely fotsiny aza. DH: ''Raha nanana finoana ianareo na dia kely toy ny voatsinampy aza"
# amin'io voroihazo io
Raha tsy fantatra ity karazan-kazo ity, dia mety hanampy ny fanoloana amin'ny karazan-kazo hafa. DH: '''hazon'aviavy'' na ''hazo''
# Miongota, ary maniria any an-dranomasina
DH: ''esory ny fakanao ary ampanirio any an-dranomasina'' na ''esory hiala amin'ny tany ny fakanao, ary apetraho any ambanin'ny ranomasina''
# hanaiky anareo izy
"hanaiky anareo ilay hazo.'' Raha manam-pinoana ihany izy ireo vao hitranga izany.