# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Misy fihatoana kely amin'ny fampianaran'i Jesosy raha miresaka aminy ireo mpianatra. Avy eo Jesosy manohy ny fampianarana. # Ampitomboy ny finoanay ''miangavy mba omeo finoana misimisy kokoa izahay'' na ''miangavy mba ampio finoana misimisy kokoa ny finoanay'' # Raha manana finoana ohatran'ny voatsinampy ianareo Ny ''voatsinampy'' dia voa faran'izay madinika. Jesosy milaza fa izy ireo dia tsy nanana na dia finoana kely fotsiny aza. DH: ''Raha nanana finoana ianareo na dia kely toy ny voatsinampy aza" # amin'io voroihazo io Raha tsy fantatra ity karazan-kazo ity, dia mety hanampy ny fanoloana amin'ny karazan-kazo hafa. DH: '''hazon'aviavy'' na ''hazo'' # Miongota, ary maniria any an-dranomasina DH: ''esory ny fakanao ary ampanirio any an-dranomasina'' na ''esory hiala amin'ny tany ny fakanao, ary apetraho any ambanin'ny ranomasina'' # hanaiky anareo izy "hanaiky anareo ilay hazo.'' Raha manam-pinoana ihany izy ireo vao hitranga izany.