plt_tn/luk/14/01.md

28 lines
994 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Andro Sabata izao ary ao an-tranon'ny Fariseo Jesosy. Ny andininy 1 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fizotrin'ny tantara.
# Ary indray Sabata
Ity dia maneho hetsika vaovao.
# hihinana mofo
"hisakafo." Ny mofo dia isan'ny manan-danja lehibe amin'ny sakafo ary nampiasaina izany eto mba hanehoana ny sakafo.
# nanara-maso Azy akaiky
Te-hahita izy ireo raha afaka miapanga Azy amin'ny fanaovana zavatra tsy mety.
# Indro, teo anoloany nisy lehilahy iray
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika ho amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba hanaovana izany.
# nampijalian'ny edema
Ny edema dia fivontosana ateraky ny rano miangona ao amin'ny fizaran'ny vatana. Ny fiteny sasany dia mety manana anarana ho an'izany tranga izany.
# Azo atao ve ny manasitrana amin'ny andro Sabata, sa tsia?
"Ny lalàna ve mamela anay hanasitrana amin'ny Sabata, sa voararany izany?