plt_tn/luk/08/47.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fa tsy takona izy
"fa tsy afaka nitazona miafina izay nataony izy." Mety hanampy ny filazana izay nataony. DH: "fa tsy afaka nitazona izany ho tsiambaratelo izy fa hoe izy ilay nikasika an'i Jesosy"
# nangovitra izy
"nangovitry ny tahotra izy"
# niankohoka teo Aminy
Ireo dika azo atao: 1) "Nandohalika nanoloana an'i Jesosy izy" na 2) "natory tamin'ny tany teo an-tongotr'i Jesosy izy." Tsy nianjera tsy nahy izy. Ity dia famantarana ny fanetre-tena sy fanajana ho an'i Jesosy.
# teo imason'ny
"teo amin'ny" na ''teo amin'ny fanatrehan'ny"
# Ry zanaka vavy
Ity dia karazana fomba firesahana amin'ny vehivavy. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hampisehoana ity hatsaram-panahy ity.
# ny finoanao no nahasitrana anao
"nohon'ny finoanao, dia sitrana ianao." Ny "finoana" dia afaka aseho toy ny hetsika. DH: "satria mino ianao, dia sitrana"
# mandehana am-piadanana
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "veloma" sady manome tso-drano. DH: "raha iny ianao mandeha iny, dia aza matahotra intsony" na ''Andriamanitra anie hanome fiadanana anao raha iny ianao mandeha iny.''