plt_tn/lev/15/10.md

32 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba hisorohana ny fifindran'ny aretina.
# izany olona izany
Io dia manondo ilay olona misy tsiranoka mitondra aretina.
# haloto
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandra-paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"
# Na iza na iza mikasika ny tsiranoka tahaka izany
"Na iza na iza kasihan'ilay olona misy ilay tsiranoka mitondra aretina"
# ilay olona voakasika
DH: "ilay olona izay nokasihany"
# Ny vilany tany rehetra izay nokasihan'ilay mamoaka tsiranoka tahaka izany dia tsy maintsy vakiana
DH: "Tsy maintsy misy mamaky izay vilany rehetra kasihan'ilay misy tsiranoka tahaka izany"
# ny vata hazo rehetra dia tsy maintsy sasana amin'ny rano
DH: "tsy maintsy misy manasa ny vata hazo rehetra amin'ny rano"