# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba hisorohana ny fifindran'ny aretina. # izany olona izany Io dia manondo ilay olona misy tsiranoka mitondra aretina. # haloto Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # mandra-paharivan'ny andro "mandra-pilentiky ny masoandro" # Na iza na iza mikasika ny tsiranoka tahaka izany "Na iza na iza kasihan'ilay olona misy ilay tsiranoka mitondra aretina" # ilay olona voakasika DH: "ilay olona izay nokasihany" # Ny vilany tany rehetra izay nokasihan'ilay mamoaka tsiranoka tahaka izany dia tsy maintsy vakiana DH: "Tsy maintsy misy mamaky izay vilany rehetra kasihan'ilay misy tsiranoka tahaka izany" # ny vata hazo rehetra dia tsy maintsy sasana amin'ny rano DH: "tsy maintsy misy manasa ny vata hazo rehetra amin'ny rano"