forked from WA-Catalog/plt_tn
905 B
905 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba hisorohana ny fifindran'ny aretina.
izany olona izany
Io dia manondo ilay olona misy tsiranoka mitondra aretina.
haloto
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
mandra-paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"
Na iza na iza mikasika ny tsiranoka tahaka izany
"Na iza na iza kasihan'ilay olona misy ilay tsiranoka mitondra aretina"
ilay olona voakasika
DH: "ilay olona izay nokasihany"
Ny vilany tany rehetra izay nokasihan'ilay mamoaka tsiranoka tahaka izany dia tsy maintsy vakiana
DH: "Tsy maintsy misy mamaky izay vilany rehetra kasihan'ilay misy tsiranoka tahaka izany"
ny vata hazo rehetra dia tsy maintsy sasana amin'ny rano
DH: "tsy maintsy misy manasa ny vata hazo rehetra amin'ny rano"