plt_tn/jud/01/14.md

24 lines
626 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ilay fahafiton'i Adama
Raha nisaina ho taranaka voalohany amin'ny olombelona i Adama, dia i Enoka no fahafito. Raha isaina ho voalohany ny zanak'i Adama, dia i Enoka no fahenina.
# Indro
"Henoy" na "Hifantohy tsara ity zavatra manan-danja izay ho lazaiko ity."
# Hanatanteraka ny fitsarana amin'ny
"Manameloka" na "Mitsara"
# Mpimonomonona, mpitaraina,
Olona izay tsy te hankatoa sy hiteny manohitra ny fahefan'Andriamanitra. Ny "mpimonomonona" dia miteny mangina, raha miteny am-pahibemaso ny "mpitaraina."
# Mpieboebo fatratra
Olona izay midera tena mba ho ren'ny hafa.
# Mandoka ny hafa
"Mody midera ny hafa."