# Ilay fahafiton'i Adama Raha nisaina ho taranaka voalohany amin'ny olombelona i Adama, dia i Enoka no fahafito. Raha isaina ho voalohany ny zanak'i Adama, dia i Enoka no fahenina. # Indro "Henoy" na "Hifantohy tsara ity zavatra manan-danja izay ho lazaiko ity." # Hanatanteraka ny fitsarana amin'ny "Manameloka" na "Mitsara" # Mpimonomonona, mpitaraina, Olona izay tsy te hankatoa sy hiteny manohitra ny fahefan'Andriamanitra. Ny "mpimonomonona" dia miteny mangina, raha miteny am-pahibemaso ny "mpitaraina." # Mpieboebo fatratra Olona izay midera tena mba ho ren'ny hafa. # Mandoka ny hafa "Mody midera ny hafa."