plt_tn/jud/01/05.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Joda dia nanome ohatra taloha ny amin'ireo izay tsy nanaraka ny Tompo.
# Te hampahatsiahy anareo aho
"Tiako ho tadidianareo."
# Na dia efa fantatrareo tanteraka aza izany
Mety ho dikany: 1) ny teny "efa ... tanteraka" dia milaza ny fomba nahafantaran'ny mpamaky na 2) "amin'ny fotoana iray dia ho fantatrao tanteraka izany."
# Ny Tompo dia nanavotra ny olona avy tamin'ny tany Ejipta
"Ny Tompo dia nanavotra ireo Israelita fahiny ela be avy tany Ejipta."
# Ny Tompo
Ny lahatsoratra vitsivitsy dia milaza hoe: "Jesosy"
# Ny fahefana napetraka tamin'zy ireo
"Ireo andraikitra izay napetrak'Andriamanitra tamin'izy ireo."
# Nandao ny fonenan'izy ireo
"Nandao ny toerana notendrena ho azy ireo manokana."
# Andriamanitra dia namatotra azy ireo tamin'ny fatorana mandrakizay, ao amin'ny maizin-kitroka tanteraka
"Andriamanitra dia nametraka ireo anjely ireo tany an-tranomaizina izay tsy ahafahan'izy ireo mandositra velively."
# Andro lehibe
Andro farany izay hitsaran'Andriamanitra ny rehetra.