plt_tn/job/36/19.md

16 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Afaka manome tombony anao ve ny harenao ... afaka manampy anao ve ny herin'ny fahatanjahanao rehetra
Manontany io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisana fa ny vola sy ny hery dia tsy hahavita hanampy azy raha manao ny tsy marina izy. DH: "tsy afaka manome tombony ho anao ny harenao ...ny herin'ny fahatanjahanao rehetra dia tsy afaka manampy anao"
# ny herin'ny fahatanjahanao rehetra
"ny herinao lehibe rehetra" na "ny ezaka mafinao rehetra"
# rehefa esorina eo amin'ny toeran'izy ireo ny olona
Ireo mety ho heviny dia 1) Ny "olona" dia manondro ny olona amin'ny ankapobeny ary ny " esorina eo amin'ny toerana" dia sarin-tenin'ny fampahoriana ny hafa amin'ny alalan'ny fandroahana azy ireo hiala amin'ny tranony. DH: "rehefa misy olona mandroaka ny hafa hiala amin'ny tranony" na 2) Ny "olona" dia mampiseho firenena ary ny "esorina eo amin'ny toerana" dia sarin-tenin'ny firenena eo an-dalam-pahapotehena. DH: "rehefa ho faty ny firenena"
# nosedraina tamin'ny fampijaliana ianao
DH: "Andriamanitra dia misedra anao amin'ny fampahoriana"