plt_tn/job/24/24.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# hahetry izy ireo
DH: "Hanetry azy ireo Andriamanitra" na "hamotika azy ireo Andriamanitra"
# hangonina tahaka ny hafa rehetra izy ireo
Ny dikan-teny sasany dia mifototra amin'ny lahatsoratra samihafa tany amboalohany, izay milaza hoe "malazo sy maina tahaka ny ahi-dratsy izy ireo."
# hangonina tahaka ny hafa rehetra izy ireo
Ny "hafa" dia azo adika mazava. DH: "Andriamanitra dia hanagona azy ireo tahaka ny nanangonany ireo olona ratsy fanahy hafa"
# ho tapahana tahaka ny salohim-bary izy ireo
Ny olona ratsy fanahy dia hotapahina tahaka ny fandidiana ny salohim-bary aminny fotoam-pinjinjana. DH: "Andriamanitra dia hanapaka azy ireo tahaka ny mpamboly manapaka ny salohim-bary"
# Raha tsy izany, iza no afaka hanamarina ahy ho mpandainga
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fahamarinan'ny heviny. Ny valin-teny miafina dia "tsy misy." DH: "Marina izany, ary tsy misy afaka manaporofo ahy ho mpandainga; tsy misy afaka manaporofo ahy ho diso."
# hanao tsinontsinona ny teniko
"hanaporofo fa diso izay lazaiko"