# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # hahetry izy ireo DH: "Hanetry azy ireo Andriamanitra" na "hamotika azy ireo Andriamanitra" # hangonina tahaka ny hafa rehetra izy ireo Ny dikan-teny sasany dia mifototra amin'ny lahatsoratra samihafa tany amboalohany, izay milaza hoe "malazo sy maina tahaka ny ahi-dratsy izy ireo." # hangonina tahaka ny hafa rehetra izy ireo Ny "hafa" dia azo adika mazava. DH: "Andriamanitra dia hanagona azy ireo tahaka ny nanangonany ireo olona ratsy fanahy hafa" # ho tapahana tahaka ny salohim-bary izy ireo Ny olona ratsy fanahy dia hotapahina tahaka ny fandidiana ny salohim-bary aminny fotoam-pinjinjana. DH: "Andriamanitra dia hanapaka azy ireo tahaka ny mpamboly manapaka ny salohim-bary" # Raha tsy izany, iza no afaka hanamarina ahy ho mpandainga Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fahamarinan'ny heviny. Ny valin-teny miafina dia "tsy misy." DH: "Marina izany, ary tsy misy afaka manaporofo ahy ho mpandainga; tsy misy afaka manaporofo ahy ho diso." # hanao tsinontsinona ny teniko "hanaporofo fa diso izay lazaiko"