forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
||
|
|
||
|
Manohy ny fitenenany i Joba.
|
||
|
|
||
|
# Kotsan'ny eriky ny tendrombohitra izy ireo
|
||
|
|
||
|
"lena izy ireo rehefa manorana ny eny an-tendrombohitra"
|
||
|
|
||
|
# manaisotra ireo kamboty eo an-tratran-dreniny
|
||
|
|
||
|
Ny "tratra" eto dia manondro ny reny. Io dia milaza an-kolaka fa tena mbola zaza ireo kamboty. Azo adika mazava io. DH: "manaisotra ireo zaza kamboty eo an-tanan-dreniny" na "ireo ankizy tsy manan-dray eo amin'ny reniny"
|
||
|
|
||
|
# kamboty
|
||
|
|
||
|
Amin'ny ankapobeny, io dia manondro ireo zaza tsy manana ray aman-dreny. Eto, na izany aza, dia ampiasaina ho an'ireo zaza izay manana reny fa tsy manana ray.
|
||
|
|
||
|
# maka ireo zaza ho fiarovana amin'ny olona mahantra
|
||
|
|
||
|
"maka ireo zanak'olona mba ho antoka fa ireo olona mahantra dia hamerina ny vola oizay nindraminy tamin'ireo olona ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# ho fiarovana
|
||
|
|
||
|
Ny mpampindrana dia maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahzoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana. Adikao tahaka ny tao amin'ny 24:2.
|
||
|
|
||
|
# mandehandeha
|
||
|
|
||
|
"mirenireny"
|
||
|
|
||
|
# mitanjaka tsy mitafy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe " tsy mitafy" dia mitovy midika amin'ny hoe "mitanjaka." DH: "mitanjaka tanteraka" na "mitanjaka satria izy ireo dia tsy manan-ko tafiana."
|
||
|
|
||
|
# izy ireo, dia milanja ny amboaram-barin'ireo hafa
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa ny asan'izy ireo dia manome sakafo ho an'ny hafa fa tsy ho an'ny tenan'izy ireo.
|