plt_tn/job/20/17.md

16 lines
812 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.
# Tsy hankafy ireo renirano, ireo riakan'ny tantely sy ero-dronono
Ny renirano sy riaka dia sarin-teny izay mampiseho fahamaroana. Ny tantely sy ny ero-dronono dia sarin-teny izay mampiseho ny zava-tsoa izay omen'Andriamanitra ny olona. DH: "Ny fahamaroan'ny zava-tsoa izay omen'Andriamanitra ny olona"
# vokatra izay nisasarany
Mazava hoazy fa ny "vokatra izay nisasarany" dia manondro ny vokatry ny asany. Eto izany dia manondro ireo zavatra izay nangalarin'ny olona ratsy fanahy. DH: "ny zavatra izay niasany mba ho azony" na "ny zavatra izay nangalariny"
# tsy afaka ny hinana izany
Eto, ny "mihinana" ny vokatry ny asany dia mampiseho ny fankafizana ireo zavatra nangalariny. DH: "ary tsy hahavita hankafy ireo izy"