plt_tn/job/13/20.md

16 lines
565 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy ny firesahana amin'Andriamanitra i Joba.
# amin'ny tavanao aho
Ny "tava" dia mampiseho olona. DH: "aminao."
# esory amiko ny tana-mampahorinao
Ny tana-mampahory dia sarin-tenin'ny fanaovana zavatra izay mampahory olona. Ny fanesorana tanana dia sarin-tenin'ny fampitsaharana ireo zavatra ireo. DH: "Atsaharo ny famapahoriana ahy"
# aza avela hampatahotra ahy ny fampihorohoroanao
Ny andian-teny " ny fampihorohoroanao" dia manondro ny mahatonga ny olona hatahotra an'Andriamanitra. DH: "Aza mampitahotra ahy"