# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy ny firesahana amin'Andriamanitra i Joba. # amin'ny tavanao aho Ny "tava" dia mampiseho olona. DH: "aminao." # esory amiko ny tana-mampahorinao Ny tana-mampahory dia sarin-tenin'ny fanaovana zavatra izay mampahory olona. Ny fanesorana tanana dia sarin-tenin'ny fampitsaharana ireo zavatra ireo. DH: "Atsaharo ny famapahoriana ahy" # aza avela hampatahotra ahy ny fampihorohoroanao Ny andian-teny " ny fampihorohoroanao" dia manondro ny mahatonga ny olona hatahotra an'Andriamanitra. DH: "Aza mampitahotra ahy"