plt_tn/job/01/06.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny andro izay
Io dia andro tsy voafaritra. Matetika isehoan'ny fiangonana. DH: "tamin'ny fotoana izay" na "ilay andro izay"
# ireo zanak'Andriamanitra
Io dia manondro ireo anjely, any an-danitra.
# mampiseho ny tenan'izy ireo eo anatrehan'Yaveh
"miara-mijoro eo anatrehan'Yaveh araka izay nandidiany azy ireo hatao"
# avy nirenireny teto an-tany, nivezivezy teo aminy
Ny andian-teny hoe "mirenireny" sy "nivezivezy" dia manondro ireo fihetsika mitovy mba hanamafisana ny fahafenoany. DH: "Avy taiza sy taiza teto an-tany."
# Yaveh
Io dia anarana izay nasehony ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejy fandikan-teny mahakasika an'i Yaveh momba ny handikana azy.
# avy nivezivezy tao aminy
"mivezivezy" dia manondro fitsangatsanganana manerana ny tany.
# Efa nandinika an'i Joba mpanompoko ve ianao?
"Efa nihevitra ny amin'i Joba mpanompoko ve ianao?" Eto Andriamanitra dia manomboka miresaka mahakasika an'i Joba amin'ni Satana. "Hevero i Joba mpanompoko;"
# lehilahy tsy misy tsiny sady mahitsy
Adikao tahaka ny tao amin'ny 1:1
# izay matahotra an'Andriamanitra ary mifady ny ratsy
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:1