plt_tn/jer/22/01.md

36 lines
909 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitoetra eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
DH: "nanapaka toy ny mpanjaka, tahaka an'i Davida teo alohanao"
# henoy ny tenin'i Yaveh
DH: "tandremo ny tenin'i Yaveh"
# ianao, sy ireo mpanomponao, ary ireo vahoakanao
DH: "ianao sy ireo mpanomponao, ary ny vahoakanao izay miaina any amin'ny fireneny"
# izay mandalo eo amin'ireo vavahady ireo
Ireo dia vavahadin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "izay tonga nitsidika ny mpanjaka"
# eny an-tanan'ny mpampahory
Eto ny teny "tanana" dia manondro ny fahefana na fifehezana olona iray.
# Aza manao fomba ratsy
Aza mampijaly olona
# kamboty
zaza tsy manana ray aman-dreny
# Aza ... mandatsaka ny ràn'ny tsy manan-tsiny
DH: "Aza ... mamono olona tsy manan-tsiny"
# ity toerana ity
ny "ity toerana ity." dia manondro an'i Jerosalema, na ny firenen'i Joda iray manontolo mihitsy aza. Io dia tsy midika fa tsara ny mamono olona any amin'ireo toerana hafa.