# mitoetra eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida DH: "nanapaka toy ny mpanjaka, tahaka an'i Davida teo alohanao" # henoy ny tenin'i Yaveh DH: "tandremo ny tenin'i Yaveh" # ianao, sy ireo mpanomponao, ary ireo vahoakanao DH: "ianao sy ireo mpanomponao, ary ny vahoakanao izay miaina any amin'ny fireneny" # izay mandalo eo amin'ireo vavahady ireo Ireo dia vavahadin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "izay tonga nitsidika ny mpanjaka" # eny an-tanan'ny mpampahory Eto ny teny "tanana" dia manondro ny fahefana na fifehezana olona iray. # Aza manao fomba ratsy Aza mampijaly olona # kamboty zaza tsy manana ray aman-dreny # Aza ... mandatsaka ny ràn'ny tsy manan-tsiny DH: "Aza ... mamono olona tsy manan-tsiny" # ity toerana ity ny "ity toerana ity." dia manondro an'i Jerosalema, na ny firenen'i Joda iray manontolo mihitsy aza. Io dia tsy midika fa tsara ny mamono olona any amin'ireo toerana hafa.