plt_tn/jer/08/20.md

24 lines
786 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka momban'ny vahoakan'i Joda i Jeremia.
# Efa nandalo ny fotoam-pijinjana
"tapitra ny fotoam-pijinjana"
# Nefa tsy voavonjy isika
Milaza izay notenenin'ny vahoakan'i Joda i Jeremia. Ny teny "isika" dia manondro ny vahoakan'i Joda. DH: "Saingy tsy nanavotra antsika Yaveh"
# aratra Aho nohon'ny ratran'ny zanaka vavin'ny vahoakako
Ny teny "aho" dia manondron an'i Jeremia. DH: "Tena tezitra aho satria ny vahoakan'i Joda dia miaina zavatra mahatsiravina."
# Tsy misy fanafody ve ao Gileada? Tsy misy mpanasitrana ve ao?
DH: "Misy fanafody ao Gileada! Misy mpanasitrana ao Gileada!"
# Nahoana no tsy hitranga ny fanasitranana ny vahoakako?
DH: "Saingy manana ratra ara-panahy izay tsy sitran'ny fanafody sy dokotera ny oloko