# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka momban'ny vahoakan'i Joda i Jeremia. # Efa nandalo ny fotoam-pijinjana "tapitra ny fotoam-pijinjana" # Nefa tsy voavonjy isika Milaza izay notenenin'ny vahoakan'i Joda i Jeremia. Ny teny "isika" dia manondro ny vahoakan'i Joda. DH: "Saingy tsy nanavotra antsika Yaveh" # aratra Aho nohon'ny ratran'ny zanaka vavin'ny vahoakako Ny teny "aho" dia manondron an'i Jeremia. DH: "Tena tezitra aho satria ny vahoakan'i Joda dia miaina zavatra mahatsiravina." # Tsy misy fanafody ve ao Gileada? Tsy misy mpanasitrana ve ao? DH: "Misy fanafody ao Gileada! Misy mpanasitrana ao Gileada!" # Nahoana no tsy hitranga ny fanasitranana ny vahoakako? DH: "Saingy manana ratra ara-panahy izay tsy sitran'ny fanafody sy dokotera ny oloko