plt_tn/isa/66/24.md

28 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mamarana miteny Yaveh.
# Hivoaka izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny olona, ireo Israelita mahatoky ary ireo vahiny, izay tonga mba hanompo an'i Yaveh.
# ny kankana...ary ny afo
Ireo teny roa ireo dia samy manoritsoritra hevitra iray ihany ary manindry ny fanasazian'i Yaveh.
# ny kankana izay mihinana azy ireo
Ny kankana dia manondro ny horohoron'ny fahalovana izay sazin'i Yaveh ho an'ny ratsy fanahy.
# ny afo izay mandevona azy ireo
Ny afo ihany koa dia manambara ny fanasazian'i Yaveh.
# tsy ho faty
DH: "hirehitra mandrakizay"
# ny nofo rehetra
Io fiteny io dia manambara ny zava-boary manan'aina rehetra izay navotana tsy ho faty.