# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamarana miteny Yaveh. # Hivoaka izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny olona, ireo Israelita mahatoky ary ireo vahiny, izay tonga mba hanompo an'i Yaveh. # ny kankana...ary ny afo Ireo teny roa ireo dia samy manoritsoritra hevitra iray ihany ary manindry ny fanasazian'i Yaveh. # ny kankana izay mihinana azy ireo Ny kankana dia manondro ny horohoron'ny fahalovana izay sazin'i Yaveh ho an'ny ratsy fanahy. # ny afo izay mandevona azy ireo Ny afo ihany koa dia manambara ny fanasazian'i Yaveh. # tsy ho faty DH: "hirehitra mandrakizay" # ny nofo rehetra Io fiteny io dia manambara ny zava-boary manan'aina rehetra izay navotana tsy ho faty.