plt_tn/isa/66/09.md

8 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7)
# Moa ve mitondra zaza amin'ny fahavononan'ny fahaterahana Aho...teraka?
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa hahatanteraka ireo fampanantenany tamin'ny vahoakan'i Jerosalema Izy.