# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7) # Moa ve mitondra zaza amin'ny fahavononan'ny fahaterahana Aho...teraka? Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa hahatanteraka ireo fampanantenany tamin'ny vahoakan'i Jerosalema Izy.