plt_tn/isa/65/22.md

12 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny vahoakany mahatoky Yaveh.
# fa tahaka ny andron'ny hazo maniry no ho andron'ny vahoakako
Ny "andro" dia manondro ny androm-piainana. DH: "fa hiaina ela tahaka ny hiainan'ny hazo ny oloko"
# fa ho tahaka ny andron'ny hazo maniry ny andron'ny vahoakako
DH: "zanak'ireo izay notahian'i Yaveh izy ireo"