# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba ny vahoakany mahatoky Yaveh. # fa tahaka ny andron'ny hazo maniry no ho andron'ny vahoakako Ny "andro" dia manondro ny androm-piainana. DH: "fa hiaina ela tahaka ny hiainan'ny hazo ny oloko" # fa ho tahaka ny andron'ny hazo maniry ny andron'ny vahoakako DH: "zanak'ireo izay notahian'i Yaveh izy ireo"