plt_tn/isa/59/12.md

20 lines
496 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
# ny helokay maro
Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely.
# eo anoloanao
Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh.
# ny fahotanay no miampanga anay
Manoritsoritra ny fahotana toy ny hoe olona izay mandeha eo anoloan'Andriamanitra Isaia mba hanambarana fa meloka ny olona.
# ny helokay dia eo aminay
Ny hoe "eo aminay" dia manambara ny hoe mahafantatra ireo. DH: "satria fantatray ny helokay"