# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka Isaia. # ny helokay maro Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. # eo anoloanao Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh. # ny fahotanay no miampanga anay Manoritsoritra ny fahotana toy ny hoe olona izay mandeha eo anoloan'Andriamanitra Isaia mba hanambarana fa meloka ny olona. # ny helokay dia eo aminay Ny hoe "eo aminay" dia manambara ny hoe mahafantatra ireo. DH: "satria fantatray ny helokay"