plt_tn/isa/59/01.md

16 lines
485 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
"Tokony ho fantatrao!" Milaza ny vahoaka mba hihaino Yaveh.
# ny tanan'i Yaveh tsy fohy akory
Ny "tanana" dia manambara hery sy fahafahana. Ny hoe tanana "fohy" dia hoe tsy manana hery sy fahafahana. DH: "Tena afaka tokoa Yaveh"
# anareo
Io dia manondro ny vahoakan'Israely ho antoko iray.
# ny fahotanareo no nahatonga Azy hanafina ny tavany aminareo sy tsy hihaino anareo
Ny "tava" dia manambara ny hoe eo ary mijery. DH: "nahatonga Azy hiala aminareo ny fahotanareo"