# Indro "Tokony ho fantatrao!" Milaza ny vahoaka mba hihaino Yaveh. # ny tanan'i Yaveh tsy fohy akory Ny "tanana" dia manambara hery sy fahafahana. Ny hoe tanana "fohy" dia hoe tsy manana hery sy fahafahana. DH: "Tena afaka tokoa Yaveh" # anareo Io dia manondro ny vahoakan'Israely ho antoko iray. # ny fahotanareo no nahatonga Azy hanafina ny tavany aminareo sy tsy hihaino anareo Ny "tava" dia manambara ny hoe eo ary mijery. DH: "nahatonga Azy hiala aminareo ny fahotanareo"