plt_tn/isa/58/11.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# hamoky anao any amin'ny faritany izay tsy misy rano
Ny "rano" dia manambara izay rehetra ilain'izy ireo ho an'ny fiainana be dia be na dia tsy manana ny ampy aza ireo manodidina azy.
# Ho tahaka ny saha voatondraka ianao
Ny "saha voatondraka" dia manambara ny fitobahana sy hafenoana mba hahazo izay ilainy izy ireo.
# tahaka ny loharano, izay tsy mitsahatra mandrakizay ny ranony
Ny "loharano" dia manambara ny loharanon'ny fitobahana any amin'ny tany izay tena sarobidy tokoa ny rano.