# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # hamoky anao any amin'ny faritany izay tsy misy rano Ny "rano" dia manambara izay rehetra ilain'izy ireo ho an'ny fiainana be dia be na dia tsy manana ny ampy aza ireo manodidina azy. # Ho tahaka ny saha voatondraka ianao Ny "saha voatondraka" dia manambara ny fitobahana sy hafenoana mba hahazo izay ilainy izy ireo. # tahaka ny loharano, izay tsy mitsahatra mandrakizay ny ranony Ny "loharano" dia manambara ny loharanon'ny fitobahana any amin'ny tany izay tena sarobidy tokoa ny rano.