forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
698 B
Markdown
16 lines
698 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny ny mpanompon'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# noho izany dia tsy ho afa-baraka aho
|
||
|
|
||
|
Na dia nampijaliana aza ilay mpanompo, dia tsy ho menatra izy satria nankatoa an'i Yaveh. DH: "noho izany dia tsy ho menatra aho"
|
||
|
|
||
|
# koa dia efa nanao ny tarehiko ho afovato aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "tarehy" dia manondro ilay mpanompo. Ilay mpanompo voatendry mafy hankatoa an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mafy tahaka ny afovato ny tarehiny. DH: "koa tena voatendry tokoa aho"
|
||
|
|
||
|
# satria fantatro fa tsy ho alàna baraka aho
|
||
|
|
||
|
Mijery ny hoavy am-pahatokiana, am-pilaminana amin'ny antson'i Yaveh ilay mpanompo. DH: "satria fantatro fa tsy hahavita hanala baraka ahy ireo fahavaloko"
|