plt_tn/isa/47/01.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ity toko ity, dia miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka Yaveh.
# mipetraha eo amin'ny vovoka, ry zanaka vavy virjinin'i Babylona; mipetraha eo amin'ny tany...ry zanaka vavin'ny Kaldeana.
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny fipetrahana eo amin'ny vovoka dia mariky ny fahafaham-baraka.
# zanaka vavy virjinin'i Babylona...zanaka vavin'ny Kaldeana
Ireo andianteny ireo dia samy manondro ny tanàna, i Babylona, izay resahina toy ny hoe zanaka vavy avokoa. Ny tanàna hoe "zanaka vavy" dia manondro ny fiheveran'ny olona azy tam-pitiavana.
# tsy misy fiandrianana
Eto ny hoe "fiandrianana" dia manondro ny fahefana mba hanapaka. DH: "tsy misy fahefana mba hanapaka"
# Tsy ho antsoina hoe marefo sy mihantahanta intsony ianareo
DH: "Tsy hiantso anareo hoe marefo sy mihantahanta intsony ny olona"
# marefo sy mihantahanta
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Manoritsoritra ny iray izay tsara sy miaina ao amin'ny mihaja tokoa ireo. DH: "tena tsara" na "tena mihaja"
# fikosoham-bary
vato lehibe nampiasaina mba hitotoana vary