plt_tn/isa/43/10.md

24 lines
895 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ianareo...mpanompoko
Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ny andianteny hoe "mpanompoko" dia manondro ny firenena, ho toy ny iray manontolo.
# talohako...ao aoriako
Amin'ny fitenenana tahaka izany, dia tsy milaza Yaveh akory fa nisy fotoana nialohan'ny nisiany na fotoana taorian'ny hisiany.
# Tsy nisy andriamanitra voaforona talohako
Eto ny teny hoe "voaforona" dia manondro fa miresaka ireo sampy izay nataon'ny olona Yaveh. DH: "Tsy nisy tamin'ireo andriamanitra izay namboarin'ny olona nisy talohako"
# ary tsy hisy ao aoriako
"ary tsy nisy tamin'ireo andriamanitra hisy aoriako"
# Izaho, Izaho no Yaveh
Ny teny hoe "Izaho" dia naverina mba hanindriana ny fifantohana amin'i Yaveh. DH: "Izaho irery ihany no Yaveh" na "Izaho mihitsy no Yaveh"
# tsy misy Mpamonjy ankoatra Ahy
DH: "Izaho irery ihany no mpamonjy" na "Izaho irery ihany no afaka mamonjy anareo"