plt_tn/isa/40/01.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hampaherezo, hampaherezo
Ny teny hoe "hampaherezo" dia naverina mba hanindriana.
# hoy ny Andriamanitrareo
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ireo izay nolazain'ny mpaminany mba hankaherezin'ny vahoakan'Andriamanitra.
# Miresaha mora amin'i Jerosalema
Miresaka an'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy izay navelan'i Yaveh heloka ny mpaminany. Tahaka ity, dia manambara ny vahoaka izay monina ao amin'izany tanàna izany i Jerosalema. DH: "Miresaha mora amin'ny vahoakan'i Jerosalema"
# ambarao aminy...ny adiny...ny helony...nandray...ny fahotany...izy
Ny mpisolotena dia manondro an'i Jerosalema fa mety miova raha atao dikanteny ny "vahoakan'i Jerosalema". DH: "ambarao amin'izy ireo...ny adin'izy ireo...ny helok'izy ireo...nandray...ny fahotan'izy ireo...izy ireo"
# ny adiny
Ireo mety ho heviny dia ny teny hoe "ady" dia manondro 1) ny adin'ny miaramila na 2) ny asa an-terivozona.
# voavela ny helony
DH: "Namela ny helony Yaveh"
# teny an-tanan'i Yaveh
Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "avy amin'i Yaveh"