# Hampaherezo, hampaherezo Ny teny hoe "hampaherezo" dia naverina mba hanindriana. # hoy ny Andriamanitrareo Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ireo izay nolazain'ny mpaminany mba hankaherezin'ny vahoakan'Andriamanitra. # Miresaha mora amin'i Jerosalema Miresaka an'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy izay navelan'i Yaveh heloka ny mpaminany. Tahaka ity, dia manambara ny vahoaka izay monina ao amin'izany tanĂ na izany i Jerosalema. DH: "Miresaha mora amin'ny vahoakan'i Jerosalema" # ambarao aminy...ny adiny...ny helony...nandray...ny fahotany...izy Ny mpisolotena dia manondro an'i Jerosalema fa mety miova raha atao dikanteny ny "vahoakan'i Jerosalema". DH: "ambarao amin'izy ireo...ny adin'izy ireo...ny helok'izy ireo...nandray...ny fahotan'izy ireo...izy ireo" # ny adiny Ireo mety ho heviny dia ny teny hoe "ady" dia manondro 1) ny adin'ny miaramila na 2) ny asa an-terivozona. # voavela ny helony DH: "Namela ny helony Yaveh" # teny an-tanan'i Yaveh Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "avy amin'i Yaveh"