forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
Io teny io eto dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka eo. Nampiasaina eto ihany koa izany mba hanamarika fizarana vaovao ao amin'ny boky. DH: "Henoy"
|
||
|
|
||
|
# ireo iraka
|
||
|
|
||
|
"mpitondra hafatra"
|
||
|
|
||
|
# mitomany mafy ireo iraka izay miandrandra fihavanana
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa nitomany izy ireo satria tsy nahomby izy ireo raha nampihavana. DH: "miandrandra fihavanana ireo iraka nefa tsy mahomby izy ireo ka dia nitomany mafy"
|
||
|
|
||
|
# Foana ireo lalam-be; tsy misy mpandeha intsony.
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny ireo dia samy manindry fa tsy misy mpandeha intsony eny amin'ireo lalana. DH: "Tsy misy olona mandeha intsony eny amin'ireo lalana"
|
||
|
|
||
|
# Rava ny fanekena, notsinotsiniavina ireo vavolombelona, ary tsy voahaja ny maha-olombelona
|
||
|
|
||
|
Ity andalana ity dia mety manondro ireo toetoetry ny kolikoly any Israely amin'ny ankapobeny, na mety manondro ny tsy fahaizan'ny firenena manao fifanarahana fihavanana azo antoka amin'ny Asyria izany. DH: "Mandrava ireo fanekena izay nataon'izy ireo ny vahoaka, ary tsy mifanaja ny olona"
|