forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
|
||
|
|
||
|
# Nasandratra Yaveh
|
||
|
|
||
|
DH: "Lehibe noho ny olona hafa Yaveh" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Ho fenoiny rariny sy fahamarinana i Ziona
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka an'i Yaveh manapaka an'i Ziona amin'ny rariny sy fahamarinany toy ny hoe mameno an'i Ziona amin'ny rariny sy fahamarinana Izy. DH: "hanapaka an'i Ziona amin'ny rariny sy fahamarinana Izy"
|
||
|
|
||
|
# Ho filaminana amin'ny fotoanareo Izy
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka an'i Yaveh mahatonga ny vahoaka ho voaaro toy ny hoe Izy mihitsy no filaminana. Ny teny hoe "fotoanareo" dia manondro ny fiainan'izy ireo. DH: "Hahatonga ny fiainanareo rehetra hilamina Izy"
|
||
|
|
||
|
# famonjena be, fahendrena, ary fahalalana
|
||
|
|
||
|
Ny teny tsy ao dia afaka ampiana. Ny hoe "famonjena" ihany koa dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "mamonjy". DH: "ary hanome famonjena, fahendrena, ary fahalalana betsaka ho anareo Izy" na "hamonjy anareo sy hanome fahendrena ary fahalalana betsaka ho anareo Izy"
|
||
|
|
||
|
# ny fahatahorana an'i Yaveh no hareny
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny fahatahorana an'i Yaveh toy ny hoe harena izay omen'i Yaveh ny vahoakany izany. DH: "ny fahatahorana an'i Yaveh dia ho tahaka ny harena sarobidy izay homeny anareo" (UDB) na "ny matahotra an'i Yaveh dia ho sarobidy aminareo toy ny hoe harena"
|