forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
576 B
Markdown
12 lines
576 B
Markdown
|
# Arivo no handositra nohon'ny fampitahoran'ny iray; amin'ny fampitahoran'ny dimy no handosiranareo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "miaramila" dia efa takatra. DH: "Miaramila arivo no handositra nohon'ny fampitahoran'ny iray; amin'ny fampitahoran'ny miaramila fahavalo dimy no handosiran'ireo miaramilanareo rehetra"
|
||
|
|
||
|
# Arivo
|
||
|
|
||
|
"1.000"
|
||
|
|
||
|
# ambara-pahatongan'ny sisa tavela aminareo ho tahaka ny tahon-jozoro eny an-tampon-tendrombohitra, na tahaka ny zozoro eny amin'ny havoana
|
||
|
|
||
|
Io fampitahana io dia midika fa hisy vahoaka vitsivitsy tavela izay ho tahaka ny faneva tokana eo an-tampon-kavoana.
|