# Arivo no handositra nohon'ny fampitahoran'ny iray; amin'ny fampitahoran'ny dimy no handosiranareo Ny teny hoe "miaramila" dia efa takatra. DH: "Miaramila arivo no handositra nohon'ny fampitahoran'ny iray; amin'ny fampitahoran'ny miaramila fahavalo dimy no handosiran'ireo miaramilanareo rehetra" # Arivo "1.000" # ambara-pahatongan'ny sisa tavela aminareo ho tahaka ny tahon-jozoro eny an-tampon-tendrombohitra, na tahaka ny zozoro eny amin'ny havoana Io fampitahana io dia midika fa hisy vahoaka vitsivitsy tavela izay ho tahaka ny faneva tokana eo an-tampon-kavoana.