plt_tn/isa/27/01.md

24 lines
903 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Amin'izany andro izany
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
# amin'ny sabany mafy, lehibe sy masiaka
Ny fananan'i Yaveh hery handringana ireo fahavalony dia resahina toy ny hoe nanana sabatra mafy, lehibe Izy.
# ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina
Io dia manondro ny Leviatana.
# ny tanim-boaloky ny divay, dia hatao hira
"Mihirà momba ny tanim-boaloky ny divay." Io dia miresaka ny vahoakan'Israely toy ny hoe tanimboaloboka izay namokatra voaloboka izy ireo. DH: "Mihirà momba ny vahoakan'Israely toy ny hoe tanimboaloboka izay namokatra voaloboka hanaovana divay izy ireo"
# Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany
"Izaho, Yaveh, dia miaro ny tanimboaloboka"
# andro aman'alina
Ny teny hoe "andro" sy "alina" dia natambatra eto mba hidika hoe "amin'ny fotoana rehetra". DH: "amin'ny fotoana rehetra" na "hatrany hatrany"