plt_tn/isa/21/05.md

16 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanomana ... izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarik'i Babylona.
# Nanomana ny latabatra
Eto ny hoe "latabatra" dia ilazana ny sakafo izay hohanin'ny olona amin'ny fety.
# mitsangàna, ry andriana
Eto ny hoe "andriana" dia manondro ny lehilahy manam-pahefana amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ho zanaka mpanjaka.
# osory diloilo ny ampinganareo
Nasian'ny miaramila menaka ny ampinga hoditr'izy ireo mba halefaka hatrany ary tsy hitresaka an'ady.