# Nanomana ... izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarik'i Babylona. # Nanomana ny latabatra Eto ny hoe "latabatra" dia ilazana ny sakafo izay hohanin'ny olona amin'ny fety. # mitsangàna, ry andriana Eto ny hoe "andriana" dia manondro ny lehilahy manam-pahefana amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ho zanaka mpanjaka. # osory diloilo ny ampinganareo Nasian'ny miaramila menaka ny ampinga hoditr'izy ireo mba halefaka hatrany ary tsy hitresaka an'ady.