plt_tn/isa/19/21.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ho tonga fantatr'i Egypta i Yaveh
Eto "Egypta" dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "Hataon'i Yaveh mahafantara Azy ny vahoakan'i Egypta"
# hanaiky an'i Yaveh
"hanaiky ny marina momba an'i Yaveh"
# Hanompo ... izy ireo
Azo atao mazava hoe iza no ho tompoin'izy ireo. DH: "Hanompo an'i Yaveh ... izy ireo"
# hanao voady amin'i Yaveh ka hanatanteraka ireo
"hanao fampanantenana amin'i Yaveh ary hitana izany" na "hanao fampanantenana amin'i Yaveh izy ireo ary hanao izay nampanantenain'izy ireo hatao"
# Hampahory an'i Egypta i Yaveh,
Eto "Egypta" dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "Hampahory ny vahoakan'i Egypta i Yaveh"
# mampahory
"hamely" na "hanafay"
# mampahory ary manasitrana
Ny teny hoe "azy ireo" dia efa hay eto amin'ity andian-teny ity. DH: "mampahory ary manasitrana azy ireo"
# mampahory ary manasitrana
Ny fifandraisan'ity andian-teny ity amin'ny andian-teny teo alohany dia azo atao mazava amin'ny teny hoe "aoriana" sy "ihany koa." DH: "ary aorian'ny hampahoriany azy ireo, dia hanasitra azy ihany koa Izy"