plt_tn/isa/19/19.md

28 lines
1010 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsangam-bato ho an'i Yaveh eo amin'ny sisiny
Ny teny hoe "sisiny" dia manondro ny sisin'i Egypta. DH: "tsangam-bato ho an'i Yaveh eo amin'ny sisin'i Egypta"
# Izany dia ho famantarana sy vavolombelona ho an'i Yaveh tompon'ny maro ao amin'ny tany Egypta
Ny teny hoe "famantarana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny hoe "mampiseho" na "manaporofo." DH: "Ilay alitara dia ampiseho sy hanaporofo fa ao amin'ny tany Egypta Yaveh tompon'ny maro"
# ho an'i Yaveh tompon'ny maro ao amin'ny tany Egypta
Yaveh ao amin'ny tany Egypta dia maneho ny vahoakan'i Egypta manompo Azy. DH: "fa manompo an'i Yaveh tompon'ny maro ny olona ao amin'ny tany Egypta"
# Rehefa mitomany
"Rehefa mitomany ireo Egyptiana"
# noho ireo mpampahory
"satria mitondra azy amin'ny fomba lozabe ny olona" na "satria mampijaly azy ny hafa"
# handefa mpanavotra sy mpiaro ho azy ireo Izy
"handefa olona hanavotra sy hiaro ny Egyptiana Yaveh"
# ary hanafaka azy ireo
Azo atao mazava ho iza no hanafahan'Andriamanitra azy ireo.